Entry ahipalana
Part of speech   noun
Malagasy definition   ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy
¶ hoy ny mpikabary raha miala tsiny: tsy mba ny fody mpiantendro vero, izahay, fa ny tsikirity madinika mifanafosafo amin' ny ahipalana [Rajemisa 1985]
English translation   [palana?] A grass. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2009/02/23