| Entry | 1 ahihina |
| Root | 2 ahiahy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in French |
4 [Tanala] en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiahiana )
[1.6] |
| Examples |
5 ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina.
[2.587#]
6 Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka. [2.346#33] |
| Other spellings | 7 ahiahiana |
| Anagrams | ahihina, 8 haihina, 9 hany ahy |
| Updated on 2026/02/04 |
|