| Entry | 1 ahevaheva |
| Root | 2 hevaheva |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka [1.1] |
| Explanations in French |
5 à suspendre, à élever au-dessus [1.3#241] |
| Examples |
6 Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva;
[2.996#04.008.015]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|