| Entry | 1 ahenjana |
| Root | 2 henjana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano ny sandrinao [1.1] |
| Explanations in French |
5 à raidir [1.3] |
| Examples |
6 ... azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|