| Entry | 1 ahena |
| Root | 2 hena |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
5 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be lessened, to be diminished.
[1.2] 7 to be lessened, to be reduced [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie
[1.8] 9 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13] |
| Examples |
10 Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270#]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 15 Health |
| Analogs | 16 ajetsy, 17 ajotso, 18 ampidinina |
| Anagrams | ahena, 19 ehana, 20 hanea, 21 heana |
| Updated on 2025/09/12 |
|