| Entry | 1 ahaona |
| Root | 2 haona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana.
5 akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo. [1.1] |
| Explanations in English |
6 used of the persons made to meet..
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 ahaona, 12 ahoana, 13 anahao |
| Updated on 2025/09/12 |
|