| Entry | 1 ahantsika |
| Root | 2 hantsika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mihantsika, izany hoe atao miforitra mankany ivoho: Aza ahantsika tahaka izao ny sorokao
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | ahantsika, 9 hatsikana, 10 katsahina |
| Updated on 2025/09/12 |
|