| Entry | 1 afovoa |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany
4 Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany [1.1] |
| Explanations in French |
[afovoany]
5 Au milieu, au centre: Ny afovoan ny nosy (Le centre de l'ile) ~
6 Alao ny fitoerana afovoany (Prenez la place au milieu) [1.3] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 ampovoa |
| Updated on 2025/11/13 |
|