Entry aforitra (foritra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1]
Explanations in English To be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2]
 To be folded, to be bent [1.7]
Explanations in French Qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8]
 Qu'on courbe [1.3]
Examples Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy. [2.445]
Morphology 
Present : aforitra, aforitro, aforitrao, aforiny, aforitsika, aforitray, aforitrareo, aforitr', afori-, aforitry
Past : naforitra, naforitro, naforitrao, naforiny, naforitsika, naforitray, naforitrareo, naforitr', nafori-, naforitry
Future : haforitra, haforitro, haforitrao, haforiny, haforitsika, haforitray, haforitrareo, haforitr', hafori-, haforitry
Imperative : aforeto

Anagrams 

Updated on 2023/01/19