Entry afora (fora)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Entina manapaka, mandidy ny zaza forana [Rajemisa 1985]
Morphology  
afora
aforako
aforanao
aforany
aforantsika
aforanay
aforanareo
aforan'
aforan-
aforam-
nafora
naforako
naforanao
naforany
naforantsika
naforanay
naforanareo
naforan'
naforan-
naforam-
hafora
haforako
haforanao
haforany
haforantsika
haforanay
haforanareo
haforan'
haforan-
haforam-
aforao

Updated on 2010/05/14