Entry afono (fono)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Entina mamono, mandrakotra: Gazety no nafonony ny hena novidiny [Rajemisa 1985]
English translation   used of anything employed as a cover or envelope. [Richardson 1885]
Morphology  
afono
afonoko
afononao
afonony
afonontsika
afononay
afononareo
afonon'
afonon-
afonom-
nafono
nafonoko
nafononao
nafonony
nafonontsika
nafononay
nafononareo
nafonon'
nafonon-
nafonom-
hafono
hafonoko
hafononao
hafonony
hafonontsika
hafononay
hafononareo
hafonon'
hafonon-
hafonom-
afonosy

Updated on 2010/05/02