Entry Afondriambita
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples   Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [Randriamamonjy: Tantara, page 72]
Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [Randriamamonjy: Tantara, page 78]
Vocabulary  

Updated on 2015/08/17