| Entry | 1 afelika |
| Root | 2 felika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be made to turn round upon some one or something.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 asafelika |
| Anagrams | afelika, 11 alafike |
| Updated on 2025/09/12 |
|