Entry afa-pana (afaka, fana)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [Rajemisa: Fiteny 3 page 131]
Examples   Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [Ravalison: Ratsilefilaza]
Vocabulary  

Updated on 2016/08/23