Entry | 1 afantsika |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fantsika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao |
Explanations in English |
5 [1.2] used of that which is employed as a nail. |
Examples |
6 [2.472#] tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao.
|
Morphology |
|
Anagrams | 11 afantsika, 12 fanatsika, 13 fanitsaka, 14 fitsakana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |