Entry afandrika (fandrika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mamandrika: Gilio no nafandrikay ny voronkely fahiny tany antsaha [1.1]
Explanations in English Used of that which is employed as a snare. [1.2]
Morphology 
Present : afandrika, afandriko, afandrikao, afandriny, afandritsika, afandrikay, afandrikareo, afandrikan', afandrikan-, afandrikam-
Past : nafandrika, nafandriko, nafandrikao, nafandriny, nafandritsika, nafandrikay, nafandrikareo, nafandrikan', nafandrikan-, nafandrikam-
Future : hafandrika, hafandriko, hafandrikao, hafandriny, hafandritsika, hafandrikay, hafandrikareo, hafandrikan', hafandrikan-, hafandrikam-
Imperative : afandriho

Anagrams 

Updated on 2023/01/19