Entry | 1 afaka madiodio |
Elementary words | 2 afaka, 3 madiodio |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in French |
5 avoir un non-lieu [1.5] |
Examples |
6 Voalaza fa afaka madiodio ny lehilahy tamin’ireo fanenjehana azy ireo
[4.43]
7 Famotsiam-bola iray miliara ariary: afaka madiodio ireo olona fito voarohirohy [4.14] |
Vocabulary | 8 Law |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |