|
|
|
|

Entry1  afa-doza
Elementary words  2  afaka, 3  loza
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1]
Explanations in English  6  [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2]
Synonyms  7  afa-paty
Proverbs  8  Proverbs containing the word afa-doza

Updated on 2025/09/12