| Entry | 1 aeroplanina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 voromby, fiaramanidina [3.1] |
| Explanations in English |
4 an airplane [3.1] |
| Explanations in French |
5 un avion, un aéroplane [3.1] |
| Examples |
6 Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany.
[2.332#]
7 aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. [2.113#] |
| Vocabulary | 8 Transportation |
| Updated on 2025/09/12 |
|