Entry ady saritaka
Elementary words ady ; saritaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ady mikorontana, mifanjevo [1.1]
Explanations in French Combat dans la confusion [1.5]
Examples 
1Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [2.472]
2Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643]
Titles Andry – Ady Saritaka (Rapatsalahy José Paul)

Updated on 2023/01/01