Entry ady baolina
Elementary words ady ; baolina
Part of speech noun
Explanations in French Match [1.5]
Examples 
1Tena zavatra izay adibaolina hitanay teny an-drenivohitra izay. [2.332]
2Mahafinaritra ahy lavitra ny vaovao momba ny fanatanjahan-tena sy ny ady baolina [2.332]
Vocabulary 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/04/16