Entry |
adrakadraka
(drakadraka)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Atao mitsangantsangana (volo): Nadrakadrakan' ilay alika ny volony [Rajemisa 1985]
|
English translation | used of that which is badly tied or badly arranged, as goods or hair. [Richardson 1885]
|
Morphology |
adrakadraka
adrakadrako
adrakadrakao
adrakadrany
adrakadratsika
adrakadrakay
adrakadrakareo
adrakadrakan'
adrakadrakan-
adrakadrakam-
| |
nadrakadraka
nadrakadrako
nadrakadrakao
nadrakadrany
nadrakadratsika
nadrakadrakay
nadrakadrakareo
nadrakadrakan'
nadrakadrakan-
nadrakadrakam-
| |
hadrakadraka
hadrakadrako
hadrakadrakao
hadrakadrany
hadrakadratsika
hadrakadrakay
hadrakadrakareo
hadrakadrakan'
hadrakadrakan-
hadrakadrakam-
| |
adrakadrakao | |
|
|