| Entry | 1 adirima |
| Elementary words | 2 ady, 3 rima |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo [1.13] |
| Explanations in French |
6 rime [1.13] |
| Examples |
7 Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra.
[2.313#]
|
| Vocabulary | 8 Linguistics 9 Poetry |
| Anagrams | 10 adirima, 11 ady mira, 12 midaria |
| Updated on 2025/09/12 |
|