Entry adiresy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray: Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [Rajemisa 1985]
French translation   adresse [SLP: Voambolana]
Morphology  
adiresy
adiresiko
adiresinao
adiresiny
adiresintsika
adiresinay
adiresinareo
adiresin'
adiresin-
adiresim-
Origin   French: adresse.

Updated on 2013/12/05