Entry adin-tsaranga (ady, ranga)
Part of speech expression
Malagasy definition tolona ataon'ireo tsy manana fitaovana famokarana mba hialana amin'ny fitsentsefana sy fangejana mianjady aminy [SLP: Voambolana]
French definition lutte de classes [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 

2014/01/28