| Entry | 1 abotetaka |
| Root | 2 botetaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Apetraka amin' ny tany
5 aetry, apetraka amin' ny toerana iva: Betsaka ny olona ambinina na mety hahavita zavatra, saingy abotetaky ny sainy [1.1] |
| Explanations in French |
6 qu'on assied par terre, qu'on place sur le sol
[1.3] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|