|
|
|
|

Entry1  aboraka
Root  2 boraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Aseho, lazaina hatramin' ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony [1.1]
Explanations in French  5 qu'on délie, qu'on défait, qu'on déballe, qu'on manifeste [1.3]
Examples  6  naborany tao ny fitiavany sy ny faniriany azy ho kintan' ny tokantranony. [2.499]
7  Ka dia aborako aminao izay zavatra rehetra karohiko, sady ny aina koa tsy mifametra, ka sao dia maty mangina irery atý aho, ka ho very tadidy izay rehetra namonoako tena! [2.499]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12 borahina

Updated on 2025/09/12