Entry aboalina
Part of speech   noun
Malagasy definition   bibikely mivelona an' andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy [Rajemisa 1985]
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte, termite (votry). [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  
Morphology  
aboalina
aboaliko
aboalinao
aboaliny
aboalintsika
aboalinay
aboalinareo
aboalin'
aboalin-
aboalim-
aboali-
Synonyms   aboaly ~ votry

Entry aboalina
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] termitière [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  
Morphology  
aboalina
aboaliko
aboalinao
aboaliny
aboalintsika
aboalinay
aboalinareo
aboalin'
aboalin-
aboalim-
aboali-

2017/03/10