Entry | 1 aboaboina |
Root | 2 aboabo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 avoavoina, aingaingaina, ambonina deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy: Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy asondrotra, akarina: Mandry rano loatra io tapenaka io ka aboaboy kely [1.1] |
Explanations in English |
5 to be exalted, to be elevated [1.2] |
Explanations in French |
6 qu'on vante, qu'on exalte [1.3#1] |
Examples |
7 Noaboaboina eran' ny tanàna ny mpandresy
[1.1]
|
Morphology |
|
Anagrams | 12 aboaboina, 13 anaboaboy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |