|
|
|
|

Entry1  abirioka
Root  2 birioka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Avily any amin' ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana [1.1]
Explanations in English  5 to be made crooked. [1.2]
Explanations in French  6 qu'on fait aller en biais [1.3]
Examples  7  azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [2.296#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  abirioka, 12 akôry aby, 13 ikabario

Updated on 2025/09/12