| Entry | 1 abaradaka |
| Root | 2 baradaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asaina na avala hibaradaka; tapatapahina eo am-pitenenana [1.1] |
| Examples |
5 Fa tsy abaradaka hahasanganehana kosa.
[2.245#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|