Entry |
abafoka
(bafoka)
|
Part of speech | passive verb
|
Malagasy definition | Avala hitsilailay eo am-pandriana: Aiza no tsy ho kamo i Solo kely? Zavatra abafok' i reniny hatramin' ny valo maraina ny adala lahy [Rajemisa 1985]
|
French translation | Qu'on laisse se vautrer [Abinal 1888]
|
Morphology |
abafoka
abafoko
abafokao
abafony
abafotsika
abafokay
abafokareo
abafok'
abafo-
| |
nabafoka
nabafoko
nabafokao
nabafony
nabafotsika
nabafokay
nabafokareo
nabafok'
nabafo-
| |
habafoka
habafoko
habafokao
habafony
habafotsika
habafokay
habafokareo
habafok'
habafo-
| |
abafohy | |
|
|