|
|
|
|

Entry (1/2)1  varahina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite.
4  [1.13] metaly mora fisahina sy folesina
Explanations in English  5  [1.7] copper, brass
Explanations in French  6  [1.8] cuivre, bronze
7  [1.5, 1.13] cuivre
International  8  [3.1] Cu
Examples  9  [2.472] Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra.
All compound words  10  15 words containing varahina
Vocabulary  11  Chemistry
Tables and plates  12  Periodic Table
Article  13  Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Entry (2/2)14  Varahina
Part of speech  15  name (toponym) [Full list]
Elementary words  16  varahina
Vocabulary  17  Geography: towns

Anagrams  18 harivàna, 19 Varahina, varahina

Updated on 2025/09/13