|
|
|
|

Entry (1/2)1 tsindranolahy
Elementary words  2tsindrano, 3lahy
Part of speech  4 noun
Explanations in French  5le mâle tsindrano. [1.3]
Vocabulary  6 Zoology: invertebrates
Proverbs  7 Proverbs containing that word

Entry (2/2)8 Tsindranolahy
Elementary words  9tsindrano, 10lahy
Part of speech  11 name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  12Vatan-dehilahy mahatoky ny Andriana fahiny na tamin' ny tanjany na tamin' ny toetrany, ka nofidiny tamin' ny maro hiaro sy hiambina azy ary tsy nisaraka taminy mihitsy na taiza na taiza nalehany. [1.1]
Explanations in French  13nom d'une catégorie de Hovas attachés au service du souverain ou des princes. [1.3]
Examples  14 Nony tonga Andrianampoinimerina avy nilalao, dia nilazany ny tsindranolahy hoe: [2.48]
Vocabulary  15 History: clans, tribes
Synonyms  16tsindrano
Article  17Randzavola: Tsindranolahy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  18 Tsindranolahy, tsindranolahy

Updated on 2025/11/06