Entry Tsimihety
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [Rajemisa 1985]
French definition nom d'une population du nord-est et oues [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words

2018/01/07