|
|
|
|

Entry1 Tsikoa
Part of speech  2 name (ethnonym)
Explanations in French  3(tsy azo akoa = lesquel peut rien faire): Nom du clan Betsimisaraka du Sud ou Antatsimo appelés aussi Betanimena qui guerroyaient contre les Betsimisaraka du Nord sous la conduite de Ramanano. [1.11]
Examples  4 Tiako ny hanafaka ny tsikoa amin' ny fanandevozana. [2.113#]
5 Ireo no nahazo anaram-bositra hoe tsikoa na Betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Vocabulary  6 History: clans, tribes
Synonyms  7betanimena, tsitambala

Anagrams  8 akotsy, 9 kaitso, 10 kitsao, 11 Kosita, 12 satoky, 13 sôkita, Sokita, 14 tosika, 15 tsakoy, 16 Tsikoa, 17 tsioka, 18 tsokia

Updated on 2025/11/06