Entry | 1 tolona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [toloña]
ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano]
[1.78] 4 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] |
Explanations in French |
5 lutte [1.13] |
Examples |
6 Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472]
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 24 Game |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word tolona |
Anagrams | 26 ntaolo, 27 tolona |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |