|
|
|
|

Entry1  Tanosy
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  [antanosy] [1.1]
3 Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [Antanosy]
Explanations in English  4 an islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
Explanations in French  5 population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira) [1.5]
[antanosy] [1.5]
6 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [Antanosy]
Vocabulary  7  History: clans, tribes
Proverbs  8  Proverbs containing that word
Tables and plates  9  Dialectal words

Anagrams  10 antsoy, 11 asinto, Tanosy, 12 tosina, 13 tsoina

Updated on 2025/12/08