|
|
|
|

Entry1  saro-kenatra
Elementary words  2 sarotra, 3 henatra
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 Olona menatra vetivety, mora tsy mahajery olona raha vao misy zavatra mikasika azy, mora menatra, mivoara-mena vetivety raha vao misy resaka na teny momba azy [1.1]
Explanations in English  6 Very bashful [1.7]
Explanations in French  7 Timide, qui se déconcerte, rougit facilement [1.3]
8 Très timide par honte [1.8]
[sarokenatra] 9 timide [1.13]
Synonyms  10 menamenatra

Updated on 2025/11/02