|
|
|
|

Entry1  mosarena
Part of speech  2  adjective
Root  3  mosary
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [mosareña] noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala]
5  [1.78] noana [Tanosy]
6  [1.1] Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra
Explanations in English  7  [1.7] hungry, starved
Explanations in French  8  [1.8] affamé, en proie à la famine
All compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word mosarena

Anagrams  11 manesora, 12 mosarena

Updated on 2025/09/12