|
|
|
|

Entry1  manosy
Root  2  hosy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [mañosy] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Tanala] [1.78]
5  Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
Mambabo fananana [1.1]
Explanations in English  6  to trample the mud in ricefields [1.7]
Explanations in French  7  piétiner, tremper dans
manquer d'égards
spolier, confisquer [1.3]
8  piétiner les rizières [1.8]
Examples  9  Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472]
10  Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words 
Synonyms  16  mañose
Proverbs  17  Proverbs containing the word manosy

Anagrams  18 mañiso, 19 manosy, 20 Simona, 21 somina

Updated on 2025/09/12