|
|
|
|

Entry1  mamboly
Root  2 voly
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo
5 Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina
6 Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
Explanations in French  7 planter, cultiver [1.13, 1.196]
[mambôly] 8 planter, cultiver [Sakalava-Mayotte]
9 planté, cultivé [1.405]
Examples  10  mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona; [2.59#65]
11  Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117#52]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Vocabulary  16  Economy: agriculture
All compound words  17 mamboly resaka
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09