| Entry (1/2) | 1 manahaka |
| Root | 2 hahaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
[mañahaka]
4 manofa (vary, kafe, ets).
[Tanala]
[1.78] 5 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto?. 6 Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono. 7 Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to scatter, to disperse.
[1.7] |
| Explanations in French |
9 disperser, éparpiller.
[1.8] |
| Examples |
10 Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285#]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 15 mañakake |
| Entry (2/2) | 16 manahaka |
| Root | 17 tahaka |
| Part of speech | 18 active verb |
| Explanations in Malagasy |
19 Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy.
[1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 24 teny manahapeo |
| Anagrams | 25 kamahana, 26 manahaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|