|
|
|
|

Entry (1/2)1  mazana
Root  2 hazana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  [mazaña] 4 mafy. [Tambahoaka] [1.78]
5 Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana.
6 Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý.
7 Tsy azo ifanarahana. [1.1]
Explanations in French  8 dur, très sec.
9 intraitable, incorrigible. [1.3#439]
All compound words  10  2 combinations of this word

Entry (2/2)11  mana
Part of speech  12  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  [mazaña] 13 matetika. [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
14 Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. [1.1]
Explanations in English  15 frequently, usually. [1.7]
Explanations in French  16 qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent). [1.3#439]
17 souvent, d'habitude. [1.8]

Anagrams  18 mazana, mazàna, 19 zamana

Updated on 2025/11/12