|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandrorona
Root  2  rorona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [mandroroña] midina, manaraka fidinana, mitsiroroka [Tanala] [1.78]
5  Mietry laharana; mitambotsotra: Olona manam-pahaizana toy ireny ka nandrorona mampalahelo
(lehilahy) Misakaiza amin' ny vehivavy ambany firazanana noho izy
Mihena (hery, saina): Efa mandrorona ny sain' io antidahy io
Mihilana, mirona miankandrefana fa efa ho hariva: Efa mandrorona ny masoandro [1.1]
6  miletsy laharana
manalefaka ny halaky [1.13]
Explanations in French  7  déroger, régresser, déchoir
rétrograder [1.13]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words 

Entry (2/2)17  mandroròna
Root  18  rorona
Part of speech  19  imperative of active verb mandrorona [Full list]
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22 mandrorona, mandroròna, 23 maroñandro

Updated on 2025/09/20