| Entry | 1 korana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[koraña]
3 resaka, korankorana, resadresaka
[Sihanaka]
[1.78] 4 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro 5 Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1] |
| Explanations in English |
6 pleasant conversation
[1.7] |
| Explanations in French |
7 causerie joyeuse
[1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 22 korana tsy mavao |
| Proverbs | 23 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 24 ankora, korana, 25 Nakora, 26 Okrana, 27 ranoka, 28 rokàna, 29 ronaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|