| Entry | 1 kômitỳ |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
[komitỳ]
3 Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray
[1.1] |
| Explanations in English |
[komìty]
4 a committee
[1.7] |
| Explanations in French |
[komitỳ]
5 comité
[1.3] [komìty] 6 comité [1.8] |
| Examples |
7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity
[2.356#187]
8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 11 kaomity |
| Analogs | 12 vaomiera, 13 vaomiera |
| All compound words | 14 komitim-pahasalaman'ny mpianatra |
| Anagrams | 15 kômitỳ, 16 mikito, 17 mitoky |
| Updated on 2025/11/09 |
|