Entry (1/2) | 1 fotaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano |
Explanations in English |
4 [1.2] mud, slime, bog 5 [1.7] mud |
Explanations in French |
6 [1.8] la boue |
Examples |
7 [2.324] Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
8 [2.472] mihady dia manilika ny fotaka voahady. |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 19 16 words containing fotaka |
Analogs | 20 fotadrevo, fotamalemy |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word fotaka |
Entry (2/2) | 22 fotaka |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [fôtaka]
varatra: Latsaham-pôtaka [Bezanozano]
|
Explanations in English |
25 [1.2] a thunderbolt. 26 [1.7] lightning |
Explanations in French |
27 [1.8] la foudre |
Morphology |
|
Vocabulary | 30 Meteorology |
Anagrams | 31 fotaka, 32 takofa |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |