| Entry | 1 fahaleovantena | 
| Elementary words | 2 fahaleovana, 3 tena | 
| Part of speech | 4 noun | 
| Explanations in Malagasy | 5   [fahaleovan-tena]
 Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony [1.1#194] | 
| Explanations in English | 6   [fahaleovan-tena]
 independence [1.7] | 
| Explanations in French | 7   [fahaleovan-tena]
 indépendance [1.8] 8 indépendance [1.5#191] | 
| Examples | 9   nahazo fahaleovantena i Madagasikara.
[2.472] 10 Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. [2.4] 11 Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [2.503] | 
| Morphology | 
 | 
| Updated on 2025/10/11 |   |