|
|
|
|

Entry1 Antemoro
Part of speech  2 name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3jereo Taimoro. [0]
Examples  4 Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy antemoro ireo. [2.245#]
5 Efa hitantsika ny momba ireo antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508#]
Vocabulary  6 History: clans, tribes

Updated on 2025/10/07